SAKAIZA MADPARTY 2023 (Madagassische Kulturveranstaltung - Malagasy cultural event - Hetsika ara-kolontsaina malagasy)
HIGHLIGHTS
DEUTSCH
Die von dem SAKAIZA-Verein organisierte madagassische Kulturveranstaltung wurde am Samstag, den 11. Februar, in Wien, Österreich, erfolgreich durchgeführt. Viele internationale Gäste kamen zu dieser Veranstaltung. Ein kurzer Bericht über diese madagassische Kulturveranstaltung wurde in der Bezirkszeitung in Wien veröffentlicht.
Foto © Miaro Rakotoarisoa
SAKAIZA e.V. bedankt sich bei allen Gästen, die zu dieser kulturellen Veranstaltung gekommen sind. Herr Lukas Vosicky von der Rumänischen Gesellschaft und dem PAN Dachverband, begleitet von seiner Frau und Frau Marguerite Machek-Vos, ebenfalls vom PAN-Verband, Frau Marilyn Magoo, Vorstandsmitglied des philippinischen Vereins RAMBAK Austria, Frau Delvina Marta, Frau Claudia Lima, von der brasilianischen Gemeinschaft, Herr Jacques Shumbusho von der ruandischen Gemeinschaft und Madagassen, die in anderen europäischen Ländern leben, wie Herr Murio Raul aus Italien, der auch Präsident und Gründer des Vereins Tanora Malagasy eto Italie ist, und Frau Hantamalala Raharinosy, die ebenfalls aus Italien stammt, sowie Herr Andriamainty Fils aus der Slowakei und Dr. Sylvestre und Familie aus der Tschechischen Republik, die ebenfalls anwesend waren.
Ein Bericht über diese Veranstaltung finden Sie auch auf die Webseite der Madagassischen Botschaft in Berlin:
https://www.botschaft-madagaskar.de/de/diaspora/madparty-2023-2/
ENGLISH
The Malagasy cultural event organised by SAKAIZA Association was successfully held on Saturday 11 February in Vienna, Austria. Many international guests came to this event. A short report about this Malagasy cultural event was published in the district newspaper in Vienna.
A joyful celebration
Liesing hosts the whole world. Katiuscia Ndriva Eliana has proved this. "I come from Madagascar and I am the chairwoman of the association "SAKAIZA Madagascar- Austria". As such, she recently invited people to a special cultural event in the VHS Liesing ballroom. The numerous guests enjoyed Malagasy cuisine, fashion and music. Among them were Hanta Ramahazosoa, the Chargé d'Affaires of the Malagasy Embassy in Berlin, district councillor Kira Höfenstock and, last but not least, David Beraha from the City of Vienna - Integration and Diversity.
The SAKAIZA Association would like to thank all the guests who came to this cultural event. Mr. Lukas Vosicky from the Romanian Society and the PAN Dachverband, accompanied by his wife and Mrs. Marguerite Machek-Vos, also from the PAN-Verband,Miss Marilyn Magoo, board member of the Filipino Association RAMBAK Austria, Mrs. Delvina Marta, Mrs. Claudia Lima, from the Brazilian community, Mr. Jacques Shumbusho from the Rwandan community and Malagasy living in other European countries, such as Mr. Murio Raul from Italy who is also president and founder of the association Tanora Malagasy eto Italie and Mrs. Hantamalala Raharinosy, who is also from Italy and Mr. Andriamainty Fils from Slovakia and Dr. Sylvestre and family, from Czech Republic who were also present.
A report on this event can also be found on the website of the Malagasy Embassy in Berlin:
https://www.botschaft-madagaskar.de/en/public/madparty-2023-3/
Photo © Miaro Rakotoarisoa
MALAGASY
Vita soa aman-tsara ny hetsika ara-kolontsaina "MADPARTY" izay nokarakarainay ao amin'ny Fikambanana SAKAIZA tamin'ny asabotsy 11 febroary 2023 izay nandraisanay vahiny isan-karazany avy amin'ny firenena isan-karazany teto Vienne, Aotrisy. Toy izao ny tatitra kely izay nataon'ny gazety teto antoerana avy amin'ny boriboritany faha 23 eto Vienne mikasika izany hetsika nataonay izany.
Fety feno hafaliana
Liesing (boriboritany faha 23 eto Vienne) dia nampiantrano olona avy amin'ny firenena maro eran'izao tontolo izao. Porofon'izany no nasehon'i Katiuscia Ndriva Eliana izay avy any Madagasikara sy filohan'ny Fikambanana SAKAIZA. Fikambanana SAKAIZA izay nanao hetsika ara-kolontsaina miavaka kely vao tsy ela akory tao amin'ny toerana iray tao amin'ny boriboritanin'ny Liesing antsoina hoe VHS. Faly dia faly tokoa ireo vahiny manoloana ny sakafo Malagasy, lamaody Malagasy sy mozika Malagasy izay naseho tao. Anisan'ny vahiny tao tamin'izany I Ramatoa Hanta Ramahazosoa Mpiandraikidraharaha ny Masoivohon'ny Madagasikara ao Berlin, Ramatoa Kira Höfenstock, mpanolotsainan'ny distrikan'ny boriborintany faha-23 eto Vienne, ary Andriamatoa David Beraha, solontenan'ny Tanànan'i Vienne.
Ny fikambanana SAKAIZA dia misaotra an'ireo vahiny tonga nanatrika izany hetsika izany. Anisan'izany ihany koa Atoa Lukas Vosicky avy amin'ny Fikambanana Romanianina sy PAN Dachverband izay niaraka tamin'ny ramatoa vadiny sy Rtoa Marguerite Machek-Vos, avy amin'ny PAN Dachverband ihany koa, Ramatoa Marilyn Magoo, mpikambana ao amin'ny filankevi-pitantanan'ny Fikambanan'ny Filipino RAMBAK Austria, Rtoa Delvina Marta, Rtoa Claudia Lima, avy amin'ny vondrom-piarahamonina Breziliana, Atoa Jacques Shumbusho avy amin'ny vondrom-piarahamonina Rwanda sy Malagasy monina any amin'ny firenena eoropeanina hafa, toa an'i Andriamatoa Murio Raul, izay filoha sady mpanorina ny fikambanana Tanora Malagasy eto Italie sy Ramatoa Hantamalala Raharinosy izay monina ao Italia, ary Andriamainty Fils monina Slovakia ary Dr Sylvestre sy ny fianakaviany izay monina any amin'ny Repoblika Tseky.
Misy tatitra kely ihany koa hitanao ao amin'ny tranokalan'i Masoivohon'ny Madagasikara ao Berlin izay hita amin'ity rohy manaraka ity:
https://www.botschaft-madagaskar.de/fr/en-general/madparty-2023/
Sary © Miaro Rakotoarisoa